Entrée mamalana (valana)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mandefa hanaraka ny rano: Mamalan-drano ny ondana niondanan' ny maty ny olona, mba ho lasany any ny ratsy rehetra!
¶ Mandroaka, mampihataka lavitra: Misy mihitsy didy mamalana ny biby mpanimba voly lavitra ny fonenan' ny olona
¶ Manisy fampandairan-doko amin' ny lamba; maneza: Mamalana lamba landy
¶ Mandiso ny feon-kira izay manjary mitambororotra: Aza avela hihira ireo ankizy ireo fa mamalan-kira [Rajemisa 1985]
Morphologie 
mamalana
namalana
hamalana
mamalàna

Entrée mamalàna (valana)
Partie du discours impératif du verbe actif mamalana [liste complète]

Entrée mamalana (falana)
Partie du discours verbe actif
Définition anglaise  [Provincial] to follow by some other road, to follow on the other side; to go to the other side of a tree for the purpose of chopping it down after one side has been hewn [Richardson 1885]

2011/10/29