| Entrée (1/2) | 1 mamana |
| Radical | 2 fana |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 mikotrika atody [Tambahoaka]
[1.78] 5 Mitanika indray ny hanina efa masaka fa nangatsiaka: Mamana vary mangatsiaka Manafana: Mamana tanana amin' ny afo [1.1] |
| Explications en anglais |
6 to make warm. [1.2] 7 to heat [1.7] |
| Explications en français |
8 chauffer [1.8, 1.405] |
| Exemples |
9 Rano mafana hosotroina no angatahiny matetika, ary indry mandrehitra afo amin' ny kitay bozaka sy mamana rano ho azy Rasoa.
[2.470#]
|
| Morphologie |
|
| Entrée (2/2) | 14 mamanà |
| Radical | 15 fana |
| Partie du discours | 16 impératif du verbe actif mamana [Liste complète] |
| Explications en malgache |
17 [1.1] |
| Explications en français |
18 [1.3] |
| Anagrammes | 19 mamana, mamanà, 20 mañama, manama |
| Mis à jour le 2025/10/18 |
|