|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mamantana
Radical  2 vantana
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4 Mandeha mahitsy mankany..., manitsy: Mamantana any amin' ny Paositra ity lalana itỳ.
5 Tonga avy hatrany tsy mivilivily: Aty aminareo izahay no mamantana noho ny fifankahalalantsika.
6 Mandeha tsy misy mitana: Namantana tany an-kady ilay fiara fa tapaka, hono, ny gadran-kodiarana. [1.1]
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :
Tous les mots composés  11 mamantam-bonona

Entrée (2/2)12  mamantàna
Radical  13 vantana
Partie du discours  14  impératif du verbe actif mamantana [Liste complète]
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]

Anagrammes  15 mamantana, mamantàna, 16 manamanta

Mis à jour le 2025/11/12