Entrée mamita (vita)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Manatanteraka, manatontosa, manapitra, manao hatramin' ny farany: Mbola mamita kely ny taratasy ho an-janako aho fa aza kotabaina ~ Hamita ny trosan-dRabe amiko aloha aho vao hanao trano
¶ Manapaka, mamarana: Mamita ny fifanekeny ry zareo ao avaratra [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   to finish, to complete [Hallanger 1973]
Traduction française   terminer, achever [Hallanger 1974]
Morphologie  
mamita
namita
hamita
mamità

Entrée mamità (vita)
Partie du discours   impératif du verbe actif mamita [liste]
Définition malgache   [Rajemisa 1985]
Traduction française   [Abinal 1888]

Mis à jour le 2013/03/11