Entrée mamofona (fofona)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mandefa fofona, mitera-pofana: Mamofona ny tany mando
Maimbo: Mamofona itỳ hena itỳ fa efa nialina andro [1.1]
Explications en anglais To smell bad [1.7]
Explications en français Sentir mauvais [1.8]
Exemples 
1ary raha miaraka amin' ny ferena dia ny tsara fanahy avy no mamofona [2.436]
2mamotsibotsy ny voankazo na mamofona ny zava-maniry satria mamony tsy misy orana [2.285]
Morphologie 
Présent : mamofona
Passé : namofona
Futur : hamofona
Impératif : mamofòna

Entrée mamona (fofona)
Partie du discours impératif du verbe actif mamofona [liste complète]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20