Entrée fofona
Partie du discours nom
Définition malgache Vokatry ny fandrenesan' ny orona avy amin' ny poti-javatra faran' izay kitika kely tsy hita-maso izay miala avy amin' ny zavatra iray ka entin' ny rivotra ary tonga mikasika ny hozatra manify manemitra ny aty orona: Misy fofon-javatra io izany
¶ Etona: Misy fofon-tany midofaka eto izany
¶ Hamanitra na hamaimbo: Mandraraka ny fofon' ireo vonindraozy ireo
¶ Laza soa na laza ratsy: Mandre fofondratsy momba anao aho ~ Vao nandre ny fofony ny fahavalo dia riatra nandositra [Rajemisa 1985]
Définition anglaise an odor [Hallanger 1973]
Définition française odeur, vapeur [Hallanger 1974]
Définition française  [Merina] L'odeur des fleurs, leur parfum. « Mandraraka ny fofon'ireo vonindraozy ireo », « l'odeur de ces roses embaumes l'air » (Malzac). Pour les odeurs désagréables et naturelles, on dit maimbo. Par contre, on emploie fofona pour les produits chimiques, artificiels, même s'ils sentent mauvais : ex. fofon'ny amoniaka. Dans ce cas, pour une substance chimique telle que le scatol, on dira même fofompivalanana, « odeur d'excrément », parce qu'il s'agit d'un produit artificiel. [Boiteau 1997]
Vocabulaire 
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1tsy fofona maimbo manahirana ny aty, nefa mahafenofeno izaitsizy: [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 159]
2Loza ny fofona, namonto ny fitafiany sy ny tenany ny nana avy amin' ilay zaza maty. [Andraina: Mitaraina, page 107]
Citations 

2019/01/03