|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mamonjy
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  vonjy
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Tous les mots composés 
Explications en malgache  11  [1.1] Mitondra vonjy ho an' ny...; manala (olona) amin' ny loza: Rakoto no namonjy ilay zaza saika voahitsaky ny fiarakodia
Manampy: Tsy tapaka ny mamonjy ny mahantra izy raha manam-bola koa
Mandeha mba ho tonga amin' ny...: Lasa namonjy ny fotoana nifanaovany tamin' i Naivo i Lita
Manatrika: Nandeha namonjy ny fotoampivaoahana Ramatoa Raketaka
Mihazakazaka, rafitra: Namonjy niditra haingana izy ireo raha vao nahare ny poabasy
Explications en anglais  12  [1.7] to help, to save ; to reach an event, to arrive on time
Explications en français  13  [1.8] secourir, sauver; assister à une réunion; bâcler
Exemples  14  [2.4#] Mafy izany mamonjy aina izany.
Proverbes  15  Proverbes contenant le mot mamonjy

Entrée (2/2)16  mamonjy
Partie du discours  17  nom
Explications en français  18  [1.196] (dialecte non précisé) (de vonjy : porter secours, allusion aux grandes vertus médicinales qu'on lui prête). Croton sp. (Euphorbiaceae). Nom relevé pour deux espèces qui paraissent nouvelles (réf. J. P. Schmitt 374 et 487). La présence d'alcaloïdes a été reconnue dans ces deux arbustes.
Vocabulaire  19  Botanique
Nom scientifique 

Anagrammes  21  maminjo, mamonjy

Mis à jour le 2025/08/10