Entrée mamono dia
Mots élémentaires mamono ; dia
Partie du discours locution
Explications en malgache 1) manao izay tsy hahitan' ny mpanaraka ny alehan' ny tena ka mivilivily sy mody mitamberimberina na mandiso ny lalan-kaleha, fa tsy any amin' izay efa noheverina
2) mamboatrasy mandamina tsara ny tany voasa ary ny bainga voavadika [1.1]
Explications en anglais To get into step. See vono dia [1.2]
Explications en français Changer le pas, prendre le pas [1.3]

Mis à jour le 2023/04/16