Entrée | mamono lalana (vono, lalana) | |
Partie du discours | locution | |
Définition malgache | 1) misakana na manisy fefy ny lalana tsy ho azo aleha ¶ 2) anambarana koa ny olona manao zavadratsy amin' ny asa ataony, ka tsy afaka miverina hahazo soa amin' ny raharahany intsony [Rajemisa 1985] | |
Traduction française | prohiber, interdire un chemin, empiéter sur le chemin, le prendre [Abinal 1888] | |
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |