Entrée mamono lamba (fono, lamba)
Partie du discours locution
Définition malgache anambarana ny famonosan-damba ny maty na ny razana ao am-pasana; mandrakotra lambamena vaovao indray ny maty amin' ny famadihana [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31