Entrée mamono teny (vono, teny)
Partie du discours locution
Définition malgache mitovitovy amin'ny hoe: manapa-teny, nefa miteny ihany mba hihainoan'ny olona izay lazain' ilay voalohany [Rajemisa 1985]
Traduction française couper la parole à quelqu'un [Abinal 1888]

Mis à jour le 2020/07/31