Entrée | 1 mamotraka |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 potraka |
Morphologie |
|
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
9 [1.1] Mandavo, mahalavo, mampianjera; manongana: Vato kely no namotraka azy |
Explications en français |
10 [1.3#494] jetter à terre, renverser, dégrader, verser des larmes |
Exemples |
11 [2.996#] Fa ny haratsiana mamotraka ny mpanota. 12 [2.59#] Soavaly tsara folaka ity fiangonana ity, ka tsy mba mamotraka izay mitaingina azy. |
Autres orthographes | 13 manapotraka |
Proverbes | 14 Proverbes contenant le mot mamotraka |
Anagrammes | 15 mamokatra, mamotraka |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |