| Entrée | 1 potraka |
| Partie du discours | 2 participe |
| Explications en malgache |
3 Lavo: Nisolafaka izy ka potraka
4 Hevitra ohatra: Ny ketraka mora mivarina / Miroraka tonga kanosa; / Ny potraka nefa tafarina / Ireny ha olona kosa (Ny Avana) 5 Nianjera: Potraka avy teny an-davarangana ilay zaza 6 Miongana, mihem-boninahitra, nesorina amin' ny raharahany: Fatra-panao ny tsy rariny ny anao ka potraka [1.1] |
| Explications en anglais |
7 fallen, fallen away
[1.7] |
| Explications en français |
8 tombé, déchu
[1.8] |
| Exemples |
9 Ny potraka nefa tafarina, Ireny ka olona kosa!
[2.298#]
10 dia mandoa sazy vola ariary 100, fa miandry teza ho potraka izany. [2.48#125] |
| Morphologie |
|
| Dérivés |
|
| Analogues | 40 lavo, 41 mianjera, 42 miankarapoka, 43 miantofoka, 44 miantonta, 45 mibolaly, 46 mibolasitra, 47 mibolila, 48 mibolisatra, 49 midaboboka, 50 midaboka, 51 midalaboboka, 52 midaroboka, 53 midarofoka, 54 mihohoka, 55 mikodia, 56 mikodingy, 57 mikodingidingy, 58 miongana, 59 misobilatra, 60 misolafaka, 61 misolifaka, 62 misolifatra, 63 mitalaboboka, 64 mitatavoka, 65 mitotongana, 66 mitrosina, 67 mitrotrongy, 68 mitsimbadika, 69 mitsingadina, 70 mitsingatotra, 71 mitsingidina, 72 mitsingoana, 73 mitsinkasina, 74 mitsirara, 75 mivadika, 76 mivalangitrika |
| Tous les mots composés | 77 potraka am-parafara |
| Anagrammes | 78 kapotra, 79 potraka |
| Mis à jour le 2025/11/17 |
|