Entrée (1/2) | 1 mampakatra |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 akatra |
Morphologie |
|
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
12 [1.1] Mitondra amin' ny toerana ambony: Iza no nampakatra ireo entana ireo taty ambony rihana? manondrotra: Izaho ihany no nampakatra anao amin' io toerana io Mitondra amin' ny lehibe: Nampakatra fitarainana any an-tampony aho |
Explications en anglais |
13 [1.2] To send for; to procure; to fetch up, or carry up 14 [1.7] to lift up |
Explications en français |
15 [1.3, 1.8] soulever, faire monter |
Exemples |
16 [2.471] Hoy izy nampakatra ny sorony sady nihomehy. 17 [2.470] Lalina izany afitsokareo izany, hoy ny reniny kirikirina, somary nampakatra feo. |
Entrée (2/2) | 18 mampakatra |
Partie du discours | 19 verbe actif |
Radical | 20 akatra |
Morphologie |
|
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
26 [1.1] Mankalaza fanambadiana amin-dRa..: Vao tamin' ny asabotsy teo no nampakatra an-dRazanany Rabe |
Explications en anglais |
27 [1.2] to marry (a wife). 28 [1.7] to marry a wife |
Explications en français |
29 [1.3, 1.8] épouser une femme |
Exemples |
30 [1.38] nampakatra an'i Estera zatovovavy 31 [1.38] Noho izany dia nampakatra ny zanakavavin' i Farao izy ho vadiny. |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |