| Entrée | 1 mampanahy |
| Radical | 2 fanahy |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Exemples |
4 Mba ilaina ihany angamba ny milaza, na dia mahasaikatra ahy aza izany, fa nampanahy ahy teo am-piandohana ny tsy haharahako ireo fianarana totovorika rehetra ireo.
[2.4]
5 Tsy mampanahy anay anefa izany, matoky ny tetik' ady sy ny fahaizan-dRamora izahay. [2.472] |
| Morphologie |
|
| Proverbes | 9 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | 10 mampanahy, 11 mampihana, 12 manampiha, 13 mpanahamy |
| Mis à jour le 2025/09/10 |
|