Entrée mampifanaraka (araka)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mampihavana, mampifandray [1.13]
Explications en français Concilier, accorder [1.13]
Exemples Saingy ny «fandrosoana» sy ny fivavahana tsy manaiky intsony ny fanambadiana hatao fanandramana, ary anjaran' ny olombelona ny mampifanaraka ny fiainany hivoatra araka ny toe-javatra misy. [2.5]
Morphologie 
Présent : mampifanaraka
Passé : nampifanaraka
Futur : hampifanaraka

Mis à jour le 2023/03/13