| Entrée | 1 mampihoron-koditra | 
| Mots élémentaires | 2 mampihoro, 3 hoditra | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Explications en français | 5   donner la chair de poule [3.1] | 
| Exemples | 6   Nanonofy ratsy indray izy dia nofy faran'izay mampihoron-koditra indrindra.
[2.895] 7 Feo mampatahotra sy mampihoron-koditra no antsain' ny zava-boahary ao anatin' ny alina. [2.471] 8 Ary moa tsy mampihoron-koditra ve ny mijery tovolahy, vao vaky maso, nefa mianjonanjona amin' ny fotsy volo? [2.285] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |