Entrée | 1 mampivady |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Radical | 3 vady |
Morphologie |
|
Explications en malgache |
7 [1.13] mampanaraka |
Explications en français |
8 [1.3, 1.13] accoupler 9 [1.3] faire marier |
Exemples |
10 [2.996#] Aza mampivady biby samihafa karazana; 11 [2.424#] Ny tsara indrindra dia ny mampivady ny fitsaboana maoderina amin'ny fitsaboana nentim-paharazana, dia mety ho tsara kokoa ny vokany noho ny fampiasana ny iray amin'ireo ihany. |
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |