| Entrée | 1 mamy hanina an-tanana |
| Mots élémentaires | 2 mamy, 3 hanina, 4 tanana |
| Partie du discours | 5 locution |
| Explications en malgache |
6 tsy mba mizara amin' ny hafa izay soa ananany, tsy mizara ny sakafo eo aminy fa tia tena [1.1] |
| Explications en anglais |
7 keeping all to one's self, as a sweet morsel in the hand; selfish. See mamy fo velona. [1.2] |
| Synonymes | 8 mamy fo velona |
| Mis à jour le 2025/10/11 |
|