|
|
|
|

Entrée (1/2)1  manadala
Radical  2 adala
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4 mandrebireby, mamitaka: Olona manadala anao fotsiny iny fa aza miaraka amin' iny intsony
5 manelingelina, mahasosotra: Tsy mitsahatra manadala azy amin' ny raharahany ny zafikeliny
6 mahavery loha, mamily saina: Tsy avelany, hono, iny zazalahy iny fa nanadala ny zanany
7 manolikoly olona hahazoana izay tadiavina: Tratra nanadala ny lehiben' ny fokontany izy ka nosazina. [1.1]
Explications en anglais  8 To befool, to confound, to perplex, to infatuate. [1.2]
9 to make a fool of, to deceive;
10 to cause mental anguish [1.7]
Explications en français  11 tromper, faire perdre la tête [1.3#2, 1.8]
12 Séduire, duper, se jouer, importuner, embarrasser [1.3]
Exemples  13  manadala ahy mihitsy ianao! [2.528#]
14  Ela mihitsy vao hita ilay afokasoka manadala! [1.214#]
15  nanadala azy ny hevitra natoron'ny sakaizany azy (Les conseils de son ami l'ont trompé, lui ont fait perdre la tête) [1.3#2]
16  manadala ahy ireto ankizy mitabataba ireto (Ces enfants tapageurs m'importunent, me font perdre la tête) [1.3#2]
Morphologie 
17  Présent :
18  Passé :
19  Futur :
20  Impératif :
Tous les mots composés  21 manadala tena
Proverbes  22  Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/2)23  manadalà
Radical  24 adala
Partie du discours  25  impératif du verbe actif manadala [Liste complète]
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]

Anagrammes  26 manadalà, manadala

Mis à jour le 2025/11/17