Entrée manaha (haha)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   [Tanosy] mamaha, manala fatotra, miempo [Rakotosaona 1972]
   Mamaha: Vao tonga rainy dia nanaha ny entany ireo zanany
¶ Manala amin' ny fatorana: Ise no hanaha ny ondry rahampitso maraina
¶ Manasaratsaraka: Manaha kofehy
¶ Manafaka, mamotsotra: Mbola tsy nanaha mpigadra ny Filohan' ny Nosy
¶ Mandrava: Manaha famantaranandro [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   to untie, to unloose. [Richardson 1885]
Définition française   délier, dénouer, détacher, dévisser, démonter, mettre en liberté [Abinal 1888]
Morphologie  
manaha
nanaha
hanaha
manahà

Entrée manaha (taha)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Manome zavatra hatao taha na onitra [Rajemisa 1985]
Morphologie  
manaha
nanaha
hanaha
manahà

Entrée manahà (haha, taha)
Partie du discours   impératif du verbe actif manaha [liste]

2012/06/20