|
|
|
|

Entrée (1/3)1  taha-
Partie du discours  2  forme morphologique de tahaka

Entrée (2/3)3  taha
Partie du discours  4  nom
Dérivés 
5  Verbes actifs :
6  Verbes passifs :
7  Verbes relatifs :
8  Noms :
9  Adjectifs :
Tous les mots composés 
Explications en malgache  12  [1.78] [Taisaka] fanomezan'ny mpampirafy ny vadiny tranainy rehefa maka vady vaovao izy: Manome taha
13  [1.1] Karazan-tsazy atao onitry ny zavatra tsy ara-dalàna natao tamin' olona
Vola na zavatra nomen' ny lehilahy ny vadiny voalohany raha manaiky ny hirafy amin' ny vehivavy hafa io vehivavy io
Onitra nomen' ny mpiampanga ilay olona nampangaina raha ohatra ka voamarin' ny fampinomana fa tsy manan-tsiny ilay io
Fampitoviana olona na zavatra maro mba hahafantarana izay tsara na lehibe na ambony kokoa
Vola alatsaka ao anaty renirano hitana mba ho tafita soa aman-tsara ireo mita
Explications en anglais  14  [1.7] a payment of compensation; a comparison
Explications en français  15  [1.8] compensation, dédommagement : comparaison
16  [1.13] taux
17  [1.196] (toute l'île). Dédommagement donné par l'accusateur à l'accusé lorsque celui-ci était reconnu innocent ayant surmonté l'épreuve ordalique. Voirhazontaha. Aussi : préparations végétales propitiatoires, souvent accompagnées de menue monnaie, qu'on jetait dans la rivière avant de passer à gué, pour ne pas être happé par les crocodiles.
Vocabulaire  18  Botanique

Entrée (3/3)19  taha
Partie du discours  20  nom
Tous les mots composés 
Explications en malgache  22  [1.78] [Tambahoaka] fitsaboana
23  [1.13] fitsaboana
Explications en français  24  [1.13] soin
Vocabulaire  25  Santé

Anagrammes  26  hata, taha

Mis à jour le 2025/08/10