| Entrée | 1 mandrovitra |
| Radical | 2 rovitra |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Mandriatra, mandrotika: Esory io fantsika amin' ny dabilio io fa mandrovitra pataloa Manimba, mampizarazara: Mety handrovitra fanjakana izao raha mitohy [1.1] |
| Explications en anglais |
5 to tear, to rend (fabrics, paper, etc.) [1.7] |
| Explications en français |
6 déchirer du tissu, du papier, etc. [1.8] |
| Exemples |
7 Ny vovon' alika no manelanelana izany mandrovitra ny fahanginan' ny alina.
[2.470]
|
| Morphologie |
|
| Proverbes | 12 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | 13 mandrivotra, 14 mandrovitra |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|