|
|
|
|

Entrée1 manakalo
Radical  2takalo
Partie du discours  3 verbe actif
Explications en malgache  4 Manolo: Manakalo fanaka
Manolo ho vola madinika: Avy nanakalo roanjato tany amin' ny mpivarotra aho [1.1]
Explications en anglais  5 to exchange, to barter [1.7]
Explications en français  6 échanger, troquer [1.3, 1.8]
Exemples  7 Izay mila sira, ohatra, manakalo izany amin'ny tantely na vary. [2.117#]
8 Fanao koa ny manakalo andevo amina lamba soga, toaka, basy sy bala sns. [2.508#]
9 Taloha tsy misy tsena, fa izay nitady ny zavatra tsy ananany dia mitety tanàoa manakalo amin' izay manana. [1.437#]
Morphologie 
10 Présent :
11 Passé :
12 Futur :
13 Impératif :
Autres orthographes  14manatakalo
Proverbes  15 Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  16 lamokana, 17 malokaña, 18 manakalo, 19 manaloka, 20 manôlaka, manolaka

Mis à jour le 2025/11/03