| Entrée (1/2) | 1 manalasala |
| Radical | 2 salasala |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Mankeo anelanelany, afovoany; tsy mandroso tsy mihemotra
5 Mametraka eo anelanelan' ny zavatra roa 6 Miteraka fihambahambana mahatonga hisalasala: Manalasala ohatra ny vozon' akoho tanora; hanina toa taolana, avala toa nofony ihany [1.1] |
| Explications en anglais |
7 to hesitate and do nothing
[1.7] |
| Explications en français |
8 hésiter au point de ne rien faire
[1.8] |
| Exemples |
9 manalasala tsy hita fandraisana ity ady amin' ny Anglisy ity, ka miaramila tsi-Frantsay no naroso, Malagasy indrindra izany
[2.472#]
|
| Morphologie |
|
| Proverbes | 14 Proverbes contenant ce mot |
| Entrée (2/2) | 15 manalasalà |
| Radical | 16 salasala |
| Partie du discours | 17 impératif du verbe actif manalasala [Liste complète] |
| Anagrammes | 18 manalasalà, manalasala |
| Mis à jour le 2025/11/17 |
|