Entrée manalehibe (lehibe)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Manalalaka, mampitombo: Manalehibe tokotany
¶ Mampitombo ny sary ahitana zavatra: Manalehibe ny zavatra jerena itỳ solomaso itỳ
¶ Manitatra, mampitombo filaza: Tsy mety ny manalehibe na manakely ny zavatra natao fa izay izy ihany no izy [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   to make bigger or greater [Hallanger 1973]
Traduction française   rendre grand; agrandir [Hallanger 1974]
Morphologie  
manalehibe
nanalehibe
hanalehibe
manalehibiaza
Antonymes  
Citations  

Mis à jour le 2012/06/20