Entrée manalo (alo)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Manasaratsaraka ny ira alohan' ny hanenomana: Efa manenona ve Rasoa izao? -- Tsia, mbola manalo ny foly izy ao [Rajemisa 1985]
Morphologie  
manalo
nanalo
hanalo

Mis à jour le 2010/05/14