Entrée manamaizina (maizina (aizina (izina)))
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mahatonga ho maizina: Manamaizina ny trano io hazo midoroboka io ka aoka hotapahina [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to darken, to make dark [Richardson 1885]
 to make dark [Hallanger 1973]
Définition française obscurcir [Abinal 1888, Malzac: Grammaire, Hallanger 1974]
 plonger dans l'obscurité [Abinal 1888, Hallanger 1974]
Morphologie 
manamaizina
nanamaizina
hanamaizina
manamaina
Exemples 
1ny alahelonao noho ny fisarahanao amiko, izay manaloka ka manamaizina izao marainan'ny fiainanao izao, dia mbola ho lasa [Rajohanesa: Kintana]
2manamaizina ny trano ny aloky ny hazo (l'ombre des arbres rend la maison obscure) [Abinal 1888, page 12]

Entrée manamaina (maizina (aizina (izina)))
Partie du discours impératif du verbe actif manamaizina [liste complète]

2015/03/29