Entrée manampona (tampona)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Mahavoa, mahatratra eo an-tampony tsara: Nanampona ny tendron' ilay hazo tsara ny vato
¶ Mijery zavatra ambany toerana avy eny ambony: Avy teny Mandràka aho no nanampona an' i Sabotsy
¶ Tonga tsara eo an-tampony: Nanampona ny tamin' ny roa ambin' ny folo no niainga izy [Rajemisa 1985]
Morphologie  
manampona
nanampona
hanampona
manampòna

Entrée manampona
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   [Tambahoaka] manomboka [Rakotosaona 1972]
   [Sihanaka] manomboka (raharaha) [Rakotosaona 1972]

Entrée manampòna (tampona)
Partie du discours   impératif du verbe actif manampona [liste]
Définition malgache   [Rajemisa 1985]
Définition française   [Abinal 1888]

Mis à jour le 2013/03/19