Entrée tampona
Partie du discours nom
Définition malgache Ny faritra avo indrindra amin' ny zavatra iray: Ny tampon' ny tendrombohitr' Ankaratra no atao hoe Tsiafajavona
¶ Ny fara tampony ambony, ny fanaperana: Tonga amin' ny tampon' ny voninahitra izy [Rajemisa 1985]
Dérivations 
Morphologie 
tampona
tampoko
tamponao
tampony
tampontsika
tamponay
tamponareo
tampon'
tampon-
tampom-
tampo-
Exemples Havoana ihany Analatelo, saingy malalaka sy somary marin-tampona. [Andraina: Mitaraina, page 142]
Toponymie Noms des lieux comprenant le mot tampona (1): Tsaratampona

Mis à jour le 2017/05/31