|
|
|
|

Entrée1  manampy
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  ampy
Explications en malgache  4  [1.1] Mampitombo, manao bebe kokoa: Manampy sira ny laoka / Hanampy ny karamanao aho fa mahafapo ny asanao
Mampitambatra ny herin' ny tena amin' ny an' ny hafa mba hahamoramora kokoa ny asany: Iza no nanampy anao tamin' io asa io
Manome famonjena na hery: Manampy ny tsy manana io ramatoa io
Explications en anglais  5  [1.2, 1.7] to add to; to help
6  [1.2] to make larger or greater in size or number; to assist, to give assistance to.
Explications en français  7  [1.8, 1.13] ajouter
8  [1.8] ajouter à; aider
9  [1.13] additionner
Exemples  10  [2.4#] manampy izany any aoriana.
11  [2.296#] Ireto no boky manampy ny mpanoratra.
12  [2.366#] manampy izany ny fampitoviana torosy
Morphologie 
13  Présent :
14  Passé :
15  Futur :
16  Impératif :
Tous les mots composés 
Proverbes  18  Proverbes contenant le mot manampy

Anagrammes  19 manampy, 20 mañimpa, 21 mpamany, 22 mpanamy, 23 mpanima, 24 mpinama

Mis à jour le 2025/09/12