| Entrée (1/2) | 1 manandrina |
| Radical | 2 handrina |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Mijery tsara manatrika amin' ny maso feno fandrahonana
5 Manohitra [1.1] |
| Explications en anglais |
6 to be excited or aroused, so as to look earnestly at, as if preparing for answering or resisting; to be on one's mettle.
[1.2] |
| Explications en français |
7 regarder en face, avec colère, résister, tenir tête
[1.3] |
| Exemples |
8 Fiovàna lehibe teo amin' ny Malagasy izany fahasahiana manandrina ny fahefàna misy ary mijoro amin' izay heverin' ny sainy fa marina
[2.366#47]
|
| Morphologie |
|
| Tous les mots composés | 13 hanandri-bary |
| Entrée (2/2) | 14 manandrìna |
| Radical | 15 handrina |
| Partie du discours | 16 impératif du verbe actif manandrina [Liste complète] |
| Anagrammes | manandrina, manandrìna, 17 manindrana, manindràna |
| Mis à jour le 2025/11/21 |
|