Entrée manangam-bovona (tsangana, vovona)
Partie du discours locution
Définition malgache ilazana ny olona na ny biby vonon-kandramatra; tezitra na ta-hampitahotra ka mitsangana ny volo ao an-katoka [Rajemisa 1985]
Synonymes manangam-bombo ~ manangam-bombona
Citations 

Mis à jour le 2011/12/19