|
|
|
|

Entrée (1/5) 1  manangana
Radical  2 tsangana
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4 Manarina zavatra amin' ny haavony: Manangana seza miongana
5 Mampijoro, manorina: Manangan-trano
6 Mametraka zavatra amin' ny toerana avo mba hahitana azy tsara: Manangan-tsaina
7 Milaza zaza eo anatrehan' ny fanjakana ho toy ny zanaka mahazo mandova: Manangana ny zanak' anabaviny izy fa tsy niteraka [1.1]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :
Combinaisons  12  6 expressions, toponymes, etc... avec ce mot

Entrée (2/5) 13  manangana
Radical  14 angana
Partie du discours  15  verbe actif
Explications en malgache  16 Mahazo indray, mahatafajoro indray: Lany efatra hetsy aho nanao ity trano nazeran' ny rivo-doza ity; asa na rahoviana aho no hanangana ny vola laniko teto. [1.1]
Explications en français  17 se dédommager, rentrer dans ses fonds: Tsy mbola nanangana ny fatiantoka aho (Je ne me suis pas encore dédommagé de mes pertes) [1.3]
Combinaisons  18  4 expressions, toponymes, etc... avec ce mot

Entrée (3/5) 19  manangana
Radical  20 angana
Partie du discours  21  verbe actif
Explications en anglais  22 [Provincial] to lift up the head [1.2]
Combinaisons  23  2 expressions, toponymes, etc... avec ce mot

Entrée (4/5) 24  manangana
Partie du discours  25  verbe actif
Explications en malgache  26 [Sihanaka] mijanona [1.78]

Entrée (5/5) 27  mananna
Radical  28 tsangana
Partie du discours  29  impératif du verbe actif manangana [Liste complète]

Anagrammes  manangàna, manangana, 30 manganana

Mis à jour le 2026/03/07