|
|
|
|

Entrée1  manangan-jaza
Mots élémentaires  2 manangana, 3 zaza
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5 milaza ampahibemaso na eo amin' ny fanjakana fa io zaza io dia ho anisan' ny handova azy; milaza ary manoratra amin' ny bokim-panjakana na mampiseho eo anatrehan' ny fokonolona fa Ranona dia zanahina ka mahazo mandova ny fananan' ny tena [1.1]
Exemples  6  ... raha mananganjaza na manary zaza manome volatsivaky [2.48]
Antonymes  7 manalan-jaza, manary zaza

Mis à jour le 2025/11/02