| Entrée (1/3) | 1 mijanona |
| Radical | 2janona |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Mitsahatra mandeha, miteny, manao zavatra: Nijanona tamin' ny fito sy fahatelony ny famantaranandroko Mitoetra, mipetraka, maharitra: Aza mijanona ela any an-tsena ~ Nijanona tapa-bolana tany Amborovy izahay Mifarana, tsy mitohy intsony: Nijanona ny ady fa be loatra ny maty tamin' ny ankilany Tapaka, miato: Nijanona hateloana ny orana dia avy indray [1.1] |
| Explications en anglais |
5 to stop [1.7] |
| Explications en français |
6 S’arrêter, rester, cesser, être interrompu, suspendu. Nijanona ný famantaranandro lehibe. L’horloge s’est arrêtée. Nijanona tany an-dàlana ny marary. Le malade s’est arrêté, est reste en route. Nahoana no nijanona ela toy izany tany an-tsena ialany ? Pourquoi es-tu resté si longtemps au rçarcné? Nijanona tsy misotro toaka intsony izy. Il a cessé de boire du rhum. Nijanona ny ady, nony maty ny Jeneraly. Le combat cessa, lorsque le général eut été tué. Nijanona io mpiasa io. Cet ouvrier a cessé de travailler, no travaille pas. Mijanona iray volana ny fanaovana ny tranon’ ny govornora. La construction de la maison du gouverneur est interrompue, suspendue endant un mois [1.3#292] 7 s'arrêter [1.8] |
| Morphologie |
|
| Analogues | 12 makaaina, 13 manahana, 14 miafitra, 15 mialajanona, 16 mianina, 17 mianona, 18 miantsona, 19 miato, 20 mihantona, 21 mionona, 22 misento, 23 mitokana, 24 mitsahatra, 25 mitsatoka |
| Proverbes | 26 Proverbes contenant ce mot |
| Entrée (2/3) | 27 mijanona |
| Radical | 28janona |
| Partie du discours | 29 adjectif |
| Explications en malgache |
30 tsy miova eo amin'ny toerana sy ny fotoana iray, tsy mandeha [1.13] |
| Explications en français |
31 stationnaire; arrêté [1.13] |
| Entrée (3/3) | 32 mijanòna |
| Radical | 33janona |
| Partie du discours | 34 impératif du verbe actif mijanona [Liste complète] |
| Explications en malgache |
35 [1.1] |
| Explications en français |
36 [1.3] |
| Exemples |
37 mijanòna ianareo, ka mitalanjòna, Tampeno ny masonareo, koa aoka ho jamba ianareo!
[2.996]
|
| Anagrammes | 38 manjonia, 39 mianjona, mianjòna, 40 mijanona, mijanòna |
| Mis à jour le 2025/11/03 |
|