|
|
|
|

Entrée (1/2)1 manangasanga
Radical  2sangasanga
Partie du discours  3 verbe actif
Explications en malgache  4Miseho kely, mihoatrany zavatra hafa izay fohy noho izy, ka tazana na dia lavitra ara: Iny nisy lohan' olona nanangasanga terý ambony tamboho.
5Miseho lany ka ny tendrony na ny "sangany" fotsiny no hita fa ny vatany tsy tazana: An' iza irý trano manangasanga irý. [1.1]
Explications en anglais  6to loom up, to appear at a distance. [1.7]
Explications en français  7apparaître en partie dans le lointain, comme une tête par-dessus une muraille, comme le sommet d'une montagne éloignée: Aza manangasanga foana eo am-baravarana (Ne montrez pas seulement votre tête à la porte) ~ An' iza io trano manangasanga io? (A qui appartient cette maison dont on aperçoit le sommet?). [1.3]
8se montrer vaguement au loin. [1.8]
Exemples  9 afa-tsy ny lohan'Ibity manangasanga ao andrefana sy Ivoto-vorona [2.324]
10 Rehefa jerena eo amin' ny sary, indreny manangasanga, indro manjavozavo; [2.285#]
11 Vodilanitra mazava no tsinjony manangasanga terý amin' ny marainan1 ny fiainany. [2.499#]
12 Nampiady hevitra ireny, nitady izay fomba fihetsika hampiasaina eo anoloan' ny korontana manangasanga eo amin' ny faritany. [2.472]
Morphologie 
13 Présent :
14 Passé :
15 Futur :
16 Impératif :

Entrée (2/2)17 manangasan
Radical  18sangasanga
Partie du discours  19 impératif du verbe actif manangasanga [Liste complète]

Anagrammes  20 manangasangà, manangasanga

Mis à jour le 2025/11/06