Entrée manangy (tangy)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   [Tambahoaka] manome [Rakotosaona 1972]
   [Taisaka] manome tangy [Rakotosaona 1972]
   Manome tangy, manome vola vehivavy mba hanekeny hiray amin' ny tena [Rajemisa 1985]
Morphologie  
manangy
nanangy
hanangy
manangia

Entrée manangy
Partie du discours   nom
Définition malgache   Vehivavy [Rajemisa 1985]

Entrée manangy (angy)
Partie du discours   verbe actif
Définition anglaise   [Provincial] to decorate, to ornament [Richardson 1885]

2012/04/22