|
|
|
|

Entrée1 manome
Radical  2ome
Partie du discours  3 verbe actif
Explications en malgache  4 [mañome] manome [Taisaka] [1.78]
5 Mahafoy: Manome vola ny mahantra
Manaiky: Tsy nanome ny zavatra nangatahiko izy [1.1]
Explications en anglais  6 to give [1.2, 1.7]
7 to present [1.2]
Explications en français  8 donner [1.8, 1.13]
9 offrir, céder [1.13]
Exemples  10 "Izay manome ahy vola ariary zato, omeko anatra tsara. [2.293]
11 Dia injao indray toa nisy feo miteny aminy manome toky azy. [2.324]
12 Tsy manala na manome tsiny an-dRavinantolahy aho, sanatria! [2.470]
13 Mba olombelona ihany Rasoa ka nahazo hirika tao aminy ny famaliana faty amin' izato afitso-janany izay manome teny maharary azy. [2.470]
14 - manome toky anao aho! [2.471]
15 Ny tanàna teo akaikin' ny volibe no manome ny olona nilainy toy izany. [2.472]
Morphologie 
16 Présent :
17 Passé :
18 Futur :
19 Impératif :
Tous les mots composés  2025 combinaisons de ce mot
Proverbes  21 Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  22 mameno, 23 mamoñe, 24 manemo, 25 manome

Mis à jour le 2025/11/02