| Entrée (1/2) | 1 mananontanona |
| Radical | 2 tanontanona |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Mipetraka kamokamo eo akaikin' olona ka tsy manao na inona na inona fa mijerijery fotsiny eo: Mananontanon-dava eo akaikiko io adala io Manatona, mampatahotra, mila hamely: Misy loza mananontanona azy [1.1] |
| Morphologie |
|
| Analogues | 9 mandindona, manandindondindona, mandondona, manombana, manaloka, mitatao, manindry, azo tsindry mandry |
| Entrée (2/2) | 10 mananontanòna |
| Radical | 11 tanontanona |
| Partie du discours | 12 impératif du verbe actif mananontanona [Liste complète] |
| Explications en malgache |
13 [1.1] |
| Explications en français |
14 [1.3] |
| Anagrammes | 15 mananontanona, mananontanòna |
| Mis à jour le 2025/10/18 |
|