Entrée manao hitsin-dalana (tao, hitsy, lalana)
Partie du discours locution
Définition malgache Tsy manaraka ny tena lalana fa manavatsava sy manitsy amin' izay akaiky
¶ entina milaza koa ny ankizy tsy mahalala fomba izay mandeha manitsy avy hatrany na misy olona na tsia eo anoloany [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2011/01/16