|
|
|
|

Entrée1  manao lambo manoha-dia
Mots élémentaires  2 manao, 3 lambo, 4 manohana, 5 dia
Partie du discours  6  locution
Explications en malgache  7 mifaninana amin' ny lehibe na ambony noho ny tena (ny tena fiteny tany an-tendrony dia hoe: manao lambo manoha-dia an-drainy). [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12