Entrée manao mangidy tsy andramana (tao, ngidy, tsy, andrana)
Partie du discours locution
Définition malgache mbola tsy nanandrana na nitsapa zavatra iray akory dia mihevitra azy ho ratsy na tsy ho vita; manombantombana olona na zavatra mialoha ho ratsy, na dia mbola tsy nifampikasoka taminy na nampiasa azy akory aza; mitsara ivelany fotsiny [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31