| Entrée | 1 manararaotra |
| Radical | 2 hararaotra |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Mitombo mihalehibe, mihamafy: Hanararaotra io ferinao io ka tsaboy haingana
5 Mampiasa ny fahavoazan' ny sasany mba hanampiana trotraka izany: Aza manararaotra ny halemen' ny sasany mba hitarihana azy amin' ny ratsy 6 Mamonjy mitady tombony haingana raha misy zava-miseho sao tsy miverina intsony io zavatra io: Manararaota ny hatanorana, rankizy, mba hiasana betsaka fa rehefa antitra tsy afaka intsony. [1.1] |
| Explications en anglais |
7 to aggravate, to add to, to take the occasion of, as when following some one else and seeing him do something or take something, to steal and lay the blame on another.
[1.2] 8 to take advantage of [1.7] |
| Explications en français |
9 profiter de l'occasion
[1.8] |
| Exemples |
10 Tsinjo miverimberina eny koa ireo arom-pefiloha vita vodivato sy voatsato-kazo, ireo tanimboly manararaotra ny tany lonaka, ireo trano bongo mitokana naorina vonjy maika ho fiandrasam-boly.
[2.470#6]
|
| Morphologie |
|
| Analogues | 15 manao kendry tohina, 16 manao tsatoka, 17 mandray vava latsaka, 18 mively ny vy dieny mafana |
| Combinaisons | 19 1 expressions, toponymes, phytonymes et autres avec le mot manararaotra |
| Mis à jour le 2026/04/22 |
|