Entrée manarina (arina)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Mametraka amin' ny toetra mahitsy izay nandry na lavo: Iza no nanarina ilay zazalahy lavo tao? ~ Ny sakaizany no nanarina azy tamin' ilay fahavoazany tao dasa saika namoizany fo
¶ Mamerina amin' ny toetrany tsara teo aloha: Tsy mety kivy izy fa nanarina ny fanonany rava [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   to set up, to raise, to erect, to elevate, to level. [Richardson 1885]
   to level; to set upright [Hallanger 1973]
Traduction française   niveler; dresser debout [Hallanger 1974]
Traduction française   redresser, corriger [SLP: Voambolana]
Exemples   Ny lahy mifonoka manarina ny torimaso tsy azony indroa alina no tazany manjavozavo. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 102]
Morphologie  
manarina
nanarina
hanarina
manarena
Mots composés, titres, noms  
Citations  
Analogie   manitsy

Mis à jour le 2012/05/04