Entrée manariva (hariva)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Miasa, mijanona hatramin' ny hariva: Hanariva aho androany satria tsy vita ny asa
¶ Miandry ny hahariva: Sarotra ny manariva ny andro raha tsy manan-katao
¶ Mahatonga ho tratra hariva, ho tratra aoriana: Tsy ta hanariva anao aho, fa' ndeha aloha mody [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to detain until evening, to work in the evening. [Richardson 1885]
 to work till evening; to put off till evening; to be near evening [Hallanger 1973]
Définition française travailler jusqu'au crépuscule; ajourner au soir; être près du crépuscule [Hallanger 1974]
Morphologie 
manariva
nanariva
hanariva
manarivà
Exemples Any an-tsaha izahay efa-mianaka manariva andro ary isan' andro isan' andro. [Andraina: Mitaraina, page 20]
Citations 

Entrée manarivà (ariva)
Partie du discours impératif du verbe actif manariva [liste complète]

2013/03/21