Entrée manati-kabary (atitra, kabary)
Partie du discours expression
Définition malgache  miteny be mamely, manao vava be, manasa vangy [Rajemisa 1985]
Exemples Tsy atao mahagaga moa izany satria efa mandindona rahateo ny hisian’ny fifidianana. Ny ao atsinanana mampiaka-peo, ny ao andrefana tsy andatsahana, ny ao atsimo miantsoantso, ny ao avaratra manati-kabary. Toa zary lasa akoholahy maro an-drova isika ka samy te ho avo feo. [Antenimierampirenena: Fivoriambe 2017]

2019/01/21