| Entrée (1/3) | 1 manatsaka |
| Radical | 2 hatsaka |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Mampitovy tantana, manitsy amin' ny fanalana ny romoromo aminy, mamarana: Manatsaka taratasy
[1.1] 5 mandidy sisim-boky mba hampitovy azy 6 manaisotra ny faritra tsy ilaina [1.13] |
| Explications en anglais |
7 to cut the edge regularly, to straighten, to arrange beforehand.
[1.2] |
| Explications en français |
8 façonner
9 entailler [1.13] |
| Morphologie |
|
| Analogues | 14 mamarana, 15 mampitovytantana, 16 manaratsaka |
| Entrée (2/3) | 17 manatsaka |
| Radical | 18 tsaka |
| Partie du discours | 19 verbe actif |
| Explications en malgache |
20 Mandidy, mandentika, manatrobaka amin-java-maranitra ka misy feo manokana heno avy amin' izany
[1.1] |
| Morphologie |
|
| Entrée (3/3) | 25 manatsakà |
| Radical | 26 tsaka |
| Partie du discours | 27 impératif du verbe actif manatsaka [Liste complète] |
| Anagrammes | manatsaka, manatsakà |
| Mis à jour le 2026/03/07 |
|