Entrée (1/2) | 1 manda |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Rindrim-bato na rindrim-by, na tamboho avo tsotra, manodidina toerana iray tiana harovana amin' ny fahavalo: Tsy laitra nanihina ilay manda Olona mpiaro: Izy no mandan' ny madinika [1.1] |
Explications en français |
4 fortification, rempart protecteur [1.3] |
Exemples |
5 Ny famonjeny no ataony mandany sy manda ivelany.
[2.996]
6 raisin' ny nitety aloha ny tohatra hiakarana ny manda. [2.270] |
Dérivés |
|
Tous les mots composés | 10 2 combinaisons de ce mot |
Entrée (2/2) | 11 mandà |
Radical | 12 la |
Partie du discours | 13 verbe actif |
Explications en malgache |
14 tsy manaiky [Taisaka]
[1.78] 15 Milaza mafy fa tsy marina; tsy manaiky fa marina; mitsipaka zavatra iray izay lazaina fa diso: Mandà izany fanombotombohanao ahy izany aho Tsy mandray: Mandà ny fahagagana izy Milaza ampahibemaso fa tsy mankasitraka: Izaho manda an' i Satana Mivadika: Mandà ny teny napetrany izy. [1.1] 16 (matoanteny transitifa, endrika aktiva) Tsy afaka NANDA izy, fa tsy azo NOLAVINA mihitsy ny porofo [1.10] 17 milaza mafy fa tsy marina; tsy manaiky fa marina; mitsipaka zavatra iray izay lazaina fa diso: mandà izany fanombotombohanao ahy izany aho tsy mandray: mandà ny fahagagana izy milaza ampahibemaso fa tsy mankasitraka: izaho mandà any Satana mivadika: mandà ny teny napetrany izy [1.1] |
Explications en anglais |
18 to refuse; to deny [1.2, 1.7] 19 to reject [1.2] |
Explications en français |
20 refuser [1.3, 1.5, 1.8, 1.6, 1.14] 21 nier [1.3, 1.5, 1.8, 1.6] 22 désapprouver, renier, rejeter, méconnaître. Nanda ny teny napetrany izy: il a renié ses promesses. Nanda ny rainy aman-dreniny izy: il a rejeté ses parents [1.3] |
Explications en italien |
23 negare. Nanontany aho raha izy ni nilaza izany, dia nanda izy: io ho domandato se egli avesse detto cio, ma ha negato rifiutare. Nangataka fanampiana taminy izahay fa nanda izy: noi gli abbiano chiesto aiuto ma egli ha rifiutato [1.18] |
Exemples |
24 manda famaizana ny mpanota;
[2.996]
|
Morphologie |
|
Tous les mots composés | 29 4 combinaisons de ce mot |
Proverbes | 30 Proverbes contenant ce mot |
Anagrammes | 31 manda, mandà |
Mis à jour le 2025/10/09 |
![]() |