Entrée mandainga (lainga)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Tsy milaza ny marina, milaza zavatra diso ho marina, mamitaka amin' ny tsy filazana ny marina; manao marina tsy to: Ny tahotra matetika no mahatonga ny ankizy handainga ~ Loza raha handainga io vehivavy io
Mitovy hevitra: manao marina tsy to>
(mizana, famantaranandro) Tsy manondro ny marina fa mihoatra na latsaka no lazainy; diso: Mandainga ny famantaranandro izany; andro efa amin' ny 11 ka lazainy fa vao amin' ny 9 sy sasany ~ Ario any io mizana io fa mandainga
Mahatonga ho diso, mamitaka, manodoka: Mandainga indraindray ny maso [1.1]
Explications en anglais To lie, to tell a falsehood; to leave a promise unfulfilled [1.2]
 To lie, to be deceitful [1.7]
Explications en français Mentir, être faux [1.8]
Exemples 
1Mandainga tsotra izao! [2.928]
2Izaho tsy mba mandainga! [2.298]
3tsy misy mahalala fahasitranana, fa mandainga ny mpisikidy manao hoe "mahay aho", kanjo izy hifetsy ny harian'olona - hoy ity Rangahy mpisikidy. [2.48]
Morphologie 
Présent : mandainga
Passé : nandainga
Futur : handainga
Impératif : mandaingà
Mots composés 
Proverbes 

Entrée mandaingà (lainga)
Partie du discours impératif du verbe actif mandainga [liste complète]
Explications en malgache  [1.1]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20